|
|
|
|

Entrée miraharaha (raharaha)
Partie du discours verbe actif
 Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [1.1]
 To consult, to deliberate, to do business. [1.2]
 To deliberate; to do business; to occupy oneself with something [1.7]
 Délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer [1.8]
Exemples mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [2.472]
Morphologie 
Présent : miraharaha
Passé : niraharaha
Futur : hiraharaha
Impératif : miraharahà

Entrée miraharahà (raharaha)
Partie du discours impératif du verbe actif miraharaha [Liste complète]
  [1.1]
  [1.3]

Mis à jour le 2023/01/20