| Entrée |
mipararetra
(pararetra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano andravina: Nipararetra izy raha vao nahare izany Mihetsiketsika haingana dia haingana: Mipararetra ny tadin-dokanga raha tendrena [1.1]
|
| | To tremble, shake, or vibrate [1.2]
|
| | To vibrate, to tremble [1.7]
|
| | Vibrer, trembler [1.8]
|
| Exemples | Mipararetra ny nofoko ny fahatahorana Anao, Ary matahotra ny fitsaranao aho.
[2.996]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mipararetra |
| Passé : |
nipararetra |
| Futur : |
hipararetra |
| Impératif : |
miparareta |
|
|