|
|
|
|

Entrée miondana (ondana)
Partie du discours verbe actif
 Manana ondana: Matory tsy miondana
Mampiasa ho ondana: Miondam-bato [1.1]
 To have a pillow under the head. [1.2]
 To pillow one's head on [1.7]
 Mettre la tête sur un oreiller [1.8]
Exemples Tsy nijanonjanona izy, fa lasa niaraka tamin'izay, ka nahita an'Ilaizo miondana eo amin'Ilaimanga, mba efa mahahiratra ny masony. [2.324]
Morphologie 
Présent : miondana
Passé : niondana
Futur : hiondana
Impératif : miondàna

Entrée miondàna (ondana)
Partie du discours impératif du verbe actif miondana [Liste complète]
  [1.1]
  [1.3]

Mis à jour le 2023/06/14