| Entrée |
miomba
(omba)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako [1.1]
|
| | Same as momba
|
| Exemples | Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miomba |
| Passé : |
niomba |
| Futur : |
hiomba |
| Impératif : |
miombà |
|
|
| Entrée |
miombà
(omba)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif miomba
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|