| Entrée |
minona
(inona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Sihanaka, Tambahoaka, Tanala]
Misotro rano, ets.; mihinana rano-javatra: Amboa minon-drano ka ñ'vetiny am-parane [1.78]
|
| | Misotro tangena mba hahazoana mitsara na diso na tsia, raha toa ka nisy niampangana ny tena ho nahavita heloka, indrindra ho mpamosavy [1.1]
|
| | Boire le tanguin, subir l'épreuve du tanguin [1.3]
|
| Exemples | Ary rehefa velona ny minona, dia vonoina ny afo nitanehina ny ranon-koba
[2.857]
|
| Morphologie |
| Présent : |
minona |
| Passé : |
ninona |
| Futur : |
hinona |
| Impératif : |
minòna |
|
|
| Entrée |
minòna
(inona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif minona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|