| Entrée | mikija (kija) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Latsaka tsy misy fiatoana (orana, erika): Nikija nandritra ny herinandro ny erika [1.1] | |||||||||
| Exemples | Ny orana anefa dia sady vaventy no mikija;
[2.285] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | mikijà (kija) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif mikija | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/04/14 |
|