Entrée | mikaretsaka (karetsaka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto [1.1] | |||||||||
To pass or move rapidly [1.7] | |||||||||
Passer rapidement, s'élancer [1.8] | |||||||||
Vocabulaire | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |