Entrée |
karetsaka
|
Partie du discours | nom
|
| Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka. [1.1]
|
| A rapide passage to and fro [1.7]
|
| Passage rapide [1.8]
|
Dérivés |
|
Entrée |
karetsaka
|
Partie du discours | nom
|
| Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahim-panalahidy mih ombo amin' ny lelavaravarana, ny iray kosa fidirany mihombo amin' ny batana, ka rehefa mitsofoka ao amin' ilay fidirany ny lahim-panalahidy dia mihidy ny trano [1.1]
|
| Karazana hidim-baravarana [1.13]
|
| A bolt for a door [1.7]
|
| Verrou, targette [1.8]
|
| Crémone, espagnolette, targette [1.13]
|
Exemples | ny hidin-trano tsivalan-kazo efa mba nosoloana karetsaka;
[2.285]
|
|