| Entrée | mikarenjy (karenjy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mandehandeha eny rehetra eny araka ny sitrapony: Mikarenjy eny an-tsena ny mpianatra rehefa fotoana fialan-tsasatra Miraotra tsy voafehifehy: Mikarenjy eny an-tsaha ny omby aman' ondry [1.1] | |||||||||
| To pasture at liberty; to run around at play [1.7] | |||||||||
| Paître en liberté; gambader selon son bon plaisir [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|