| Entrée | mikarapoka (karapoka (kapoka)) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mianjera na lavo tampoka: Fanina izy ka niankarapoka tamin' ny tany [1.1] | |||||||||
| Exemples | Na dia lavo aza izy, tsy dia mikarapoka, fa Jehovah no mitantana azy.
[2.996] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Autres orthographes | miankarapoka | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|