| Entrée |
mijejojejo
(jejojejo (jejo))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa Mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha [1.1]
|
| | To be playful; to be lewd [1.7]
|
| | être dissipé, lascif [1.3, 1.8]
|
| | être léger, folâtre, libre [1.3]
|
| Exemples | Tsy hamaly ny zanakavavinareo Aho, raha mijejojejo izy, na ny vinantovavinareo, raha mijangajanga izy;
[2.996]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mijejojejo |
| Passé : |
nijejojejo |
| Futur : |
hijejojejo |
| Impératif : |
mijejojejoa |
|
|