| Entrée |
miherina
(herina)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | [Sihanaka]
[ miheriña ] Miverina [1.78]
|
| | Miverina amin' ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin' ny andro, volana, taona): Rehefa miherina ny taona [1.1]
|
| | To come around again at a certain time [1.7]
|
| | Revenir à une période déterminée [1.8]
|
| Exemples | Raha main' ny hetaheta mafy, hono, ity Betsileolahy iray vahiny tao an-tanàna, dia niherina tamin' ny fisotroana ranondresy.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miherina |
| Passé : |
niherina |
| Futur : |
hiherina |
| Impératif : |
miherèna |
|
|