Entrée |
miharatsy
(ratsy)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | [1.1]
|
Explications en français | Devenir mauvais, aller de mal en pis [1.3]
|
Exemples |
1 | ary tsy hitanay izay varotra miharatsy;
[2.366]
|
2 | Miharatsy ny andro, ary mihamahery ny onja.
[2.471]
|
3 | Ny fivotrovotron'ny temimaso dia otrikaretina maharitra izay miharatsy miadana.
[2.424]
|
|
Morphologie |
Présent : |
miharatsy |
Passé : |
niharatsy |
Futur : |
hiharatsy |
|
|