| Entrée |
mihanjahanja
(hanjahanja (hanja))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Miseho miharihary: Naseho ny taratasy nosoniaviny ka nihanjahanja teo ny hadisoany Tsy mirako-damba na miakanjo hanafina ny vatana: Oadray ity zaza mihanjahanja, nefa ny andro mangatsiaka [1.1]
|
| | To be evident, to be
exposed to view [1.7]
|
| | être bien exposé à la vue,
être manifeste [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mihanjahanja |
| Passé : |
nihanjahanja |
| Futur : |
hihanjahanja |
| Impératif : |
mihanjahanjà |
|
|
| Entrée |
mihanjahanjà
(hanjahanja (hanja))
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mihanjahanja
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|