| Entrée |
mihaminkamina
(haminkamina (hamina))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana (zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara [1.1]
|
| | To behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect. [1.2]
|
| Exemples | Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mihaminkamina |
| Passé : |
nihaminkamina |
| Futur : |
hihaminkamina |
| Impératif : |
mihaminkamìna |
|
| Synonymes | |
|
| Entrée |
mihaminkamìna
(haminkamina (hamina))
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mihaminkamina
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
| Synonymes | |
|