| Entrée |
mihambo
(hambo)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao Mihambo harena izy Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny [1.1]
|
| | To boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something. [1.2]
|
| | To pretend to be something; to pretend to have rights to something [1.7]
|
| | Se faire passer de certaines choses [1.8]
|
| Exemples | Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona;
[2.996]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mihambo |
| Passé : |
nihambo |
| Futur : |
hihambo |
| Impératif : |
mihamboa |
|
|