| Entrée | migaina (gaina) | ||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||
| Sady mafana no manevoka: Migaina izany andro izany Marary, mavesabesatra: Migaina hono ny andohany ka nomeko fanafody izy Maina dia maina, karakaina: Kitay hazo migaina ireo ka mirehitra tsara [1.1] | |||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Synonymes | migaingaina | ||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|