| Entrée | mifototra (fototra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Miraikitra, mifantsika eo amin' ny toerana misy ny tena: Telo taona izao izahay no nifototra teto Toamasina Milozoka, mikely aina, milofo, mikezaka, mifantsika, mimaso: Tsy mety mifototra amin' ny fianarana ny zanakao ka tsy hahay [1.1] | |||||||||
| To be rooted; to be based on [1.7] | |||||||||
| être enraciné; être basé sur [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|