Entrée | mifoka (foka) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [1.1] | |||||||||
To breathe in, to absorb; to smoke tobbacco [1.7] | |||||||||
Aspirer; absorber; fumer [1.8] | |||||||||
Exemples | Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro.
[2.4] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |