| Entrée |
mifoha
(foha)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Taitra amin' ny torimaso: Manao famantaran' ny hazofijalianaizy raha vao mifoha Mitsangana avy eo am-patoriana, miarina: Amin' ny dimy izy dia efa mifoha ary manokona ody ambavafo kely [1.1]
|
| | To wake up, to get out of bed [1.7]
|
| | S'éveiller, se lever [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Nahoana no mifoha maraina ireo olona ireo?
[2.436]
|
| 2 | Tsy andrin-dRandrianaivo ny hahita azy mifoha sy mahateny.
[2.324]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
mifoha |
| Passé : |
nifoha |
| Futur : |
hifoha |
| Impératif : |
mifohaza |
|
| Analogues |
mifohafoha |
|