Entrée |
mifofotra
(fofotra)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mampandeha ny tafoforana: Tsemboka ery Rakoto rehefa mifofotra Manafana: Izy no nifofotra tamin' ny lanonan' ny fokontany Mikezaka, mikely aina, mimaso, milozoka: Mifofotra amin' ny fanoratana boky izy. [1.1]
|
Explications en anglais | To make a big effort [1.7]
|
Explications en français | Faire de grands efforts [1.8]
|
Exemples | Indro, Izaho no nahary ny mpanefy izay mifofotra ny afo amin'ny arina ka mahavita fiasana hanaovany ny asany
[2.996]
|
Morphologie |
Présent : |
mifofotra |
Passé : |
nifofotra |
Futur : |
hifofotra |
Impératif : |
mifofora |
|
Synonymes | |
|