Entrée | mifanohitra (tohitra) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Explications en malgache | Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao [1.1] | ||||||||
Explications en français | Opposé, contraire [1.13] | ||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |