| Entrée | mifankahazo (azo) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Azon' ny anankiray izay tian' ny anankiray holazaina: Tsy hifankahazo na oviana izy roa lahy ireo satria ny iray moana sy marenina, ny iray jamba Tsara resaka: Mifankahazo tsara izahay sy i dadatoanao [1.1] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/08/19 |
|