Entrée | azo | ||||||||
Partie du discours | participe | ||||||||
Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe Tratra, voasambotra: Azon' ny saka ny voalavo Voan' ny...: Azon' ny tazo tany an-tsiraka tany izy Takatry ny saina: Sarotra loatra izany teny izany ka tsy azoko Voaray: Azoko anikeheo ilay taratasy nalefanao afakomaly Ananana fahafahana manao: Tsy azo idirana ato Raha misy ny teny atao ao aorianany dia manana izany hevitra izany koa izy: Tsy azo atao ny miditra ato [1.1] | |||||||||
Possessed, allowed [1.2, 1.7] | |||||||||
Had, got, understood, permitted, can, may. It is used before any passive or relative verb, in the sense of can or may, as: azo atao, May be done. It also takes the place of our English -able, and -ible in making words into adjectives, as azo hanina, edible. [1.2] | |||||||||
Gotten [1.7] | |||||||||
Gagné, obtenu ; compris ; permis [1.8] | |||||||||
Exemples |
| ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | azo | ||||||||
Partie du discours | conjonction | ||||||||
à cause de, parce que: Tsy vita ny raharaha azon' ny tsy fahatongavanao (Cela n'est pas terminé, parce que vous n'êtes pas venu) [1.3] | |||||||||
Mis à jour le 2023/06/18 |
![]() |