| Entrée |
mifaninana
(inana)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy [1.1]
|
| | To be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel. [1.2]
|
| | To engage in a contest; to be rivals [1.7]
|
| | Rivaliser, se faire la concurrence, concourir [1.8]
|
| Exemples | Mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mifaninana |
| Passé : |
nifaninana |
| Futur : |
hifaninana |
| Impératif : |
mifaninàna |
|
|
| Entrée |
mifaninàna
(faninana)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mifaninana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|