| Entrée |
mifanakona
(takona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mirotsaka betsaka miara-manao asa sarotra lehibe iray, miara-mitondra zava-mavesatra iray; mifanampy [1.1]
|
| | Used in the sense of Mifamonjy. See vonjy
[1.2]
|
| Exemples | Ary rehefa hitany fa dia tena tsy zakany samy irery tokoa, vao lasa izy miantso namana, ka mahafatifaty ery ny mijery ireto izy mifanakona milanja ilay entam-be.
[2.445]
|
| Morphologie |
| Présent : |
mifanakona |
| Passé : |
nifanakona |
| Futur : |
hifanakona |
| Impératif : |
mifanakòna |
|
|
| Entrée |
mifanakòna
(takona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif mifanakona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|