| Entrée | mifafa (fafa) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Manala ny loto, fako, potipoti-javatra amin' ny kifafa: Mifafa tokotany isa-maraina ny olona madio [1.1] | |||||||||
| To sweep, to wipe, to clear away. [1.2] | |||||||||
| Exemples | Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Synonymes | mamafa | ||||||||
| Entrée | mifafà (fafa) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif mifafa | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2023/09/09 |
|