| Entrée | mieritra (eritra) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [1.1] | |||||||||
| To meditate [1.2, 1.7] | |||||||||
| To think, to cogitate [1.2] | |||||||||
| Réfléchir, rêver, songer [1.3] | |||||||||
| Exemples | Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo.
[2.996] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Synonymes | mieritreritra | ||||||||
| Mis à jour le 2025/09/13 |
|