| Entrée |
midify
(dify)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Miala amim-pahakingana mba tsy ho hita: Anjaranao izany ka tsy azonao idifiana Milefa haingana mba tsy ho tazana na mba tsy hifanena: Nidify ny fahavalo tao ambadiky ny tamboho aho
[1.1]
|
| | To turn aside [1.2, 1.7]
|
| | To dodge [1.7]
|
| | S'esquiver [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Nifanofa tànana, dia samy nidify.
[2.5]
|
| 2 | Nanao fihetsika kely tamin' ny tanany izy, dia nidify izy roa lahy mibika-na mpanapa-doha.
[2.471]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
midify |
| Passé : |
nidify |
| Futur : |
hidify |
| Impératif : |
midifia |
|
|
| Entrée |
midify
(dify)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | To have the hair plaited by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears [1.2]
|
| Vocabulaire |
|