| Entrée |
midera
(dera)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra [1.1]
|
| | To praise, to celebrate, to glorify, to exalt [1.2]
|
| | To praise, to speak well of [1.7]
|
| | Louer, exalter [1.3, 1.8]
|
| | Célébrer [1.3]
|
| Exemples | Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa.
[2.472]
|
| Morphologie |
| Présent : |
midera |
| Passé : |
nidera |
| Futur : |
hidera |
| Impératif : |
miderà |
|
|
| Entrée |
miderà
(dera)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif midera
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|