| Entrée | miboridana (boridana) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Tsy miakanjo, tsy mitafy, tsy misy rakony: Mba asio lambany re itý latabatra fa aza avela hiboridana toy izao [1.1] | |||||||||
| To be naked [1.7] | |||||||||
| être nu [1.8] | |||||||||
| Exemples | Nasaina niboridana dia nilahatra nanao tohivakana ny hotsaraina.
[2.472] | ||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | miboridàna (boridana) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif miboridana | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Mis à jour le 2012/07/26 |
|