| Entrée |
miboeriboerika
(boeriboerika (boerika))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Miteniteny tsy fantatra, misafotofoto sy miradarada sady mikorontana [1.1]
|
| Exemples |
| 1 | Fa tsy ho any amin' ny firenena miboediboedi-piteny sy miboeriboerika no anirahana anao, fa ho any amin' ny taranak' Isiraely ihany;
[2.996]
|
| 2 | Nanomboka teo saika tsy niasa intsony ny teny frantsaiko ary na dia ratsy tonona aza ny teny anglisiko dia mba voavinanin' i Mrs Rodwell ihany izay tiako hambara rehefa niboeriboerika teo aho.
[2.356]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
miboeriboerika |
| Passé : |
niboeriboerika |
| Futur : |
hiboeriboerika |
|
|