Entrée | mibedibedy (bedibedy (bedy)) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Mimenomenona miverimberina, manao teny misesisesy: Lasa tsirairay ny mpiasa raha mbola nibedibedy teo Rangahy mpampiasa Mananatra na maniny lavareny tsy an-kiato: Tsy manao afa-tsy ny mibedibedy i Neny Mirediredy, miteniteny foana tsy misy heviny: Mibedibedy ny marary [1.1] | |||||||||
To talk much, to tattle, to be loquacious, to chatter. [1.2] | |||||||||
Exemples | Fa ny molotra mibedibedy foana tsy mba ahazoana na inona na inona.
[2.996] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |