| Entrée |
miantra
(antra)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mangoraka, mihetsi-po hamonjy na hanampy: Fatra-piantra ny mahantra izy [1.1]
|
| | To be compassionate, to be tender; to compassionate, to pity, to sympathize with; to give alms to. [1.2]
|
| | To have compassion on, to give help to [1.7]
|
| | Avoir pitié de, faire l'aumône; [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Iza moa ianao izay miantra ahy ankehitriny?
[2.5]
|
| 2 | Toy izany koa, mba mahay mampiseho fitiavana sy mahalala miantra.
[2.472]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
miantra |
| Passé : |
niantra |
| Futur : |
hiantra |
| Impératif : |
miantrà |
|
|
| Entrée |
miantrà
(antra)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif miantra
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|