| Entrée |
miantefa
(antefa)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany [1.1]
|
| | To light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [1.2]
|
| Exemples | Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy.
[2.470]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miantefa |
| Passé : |
niantefa |
| Futur : |
hiantefa |
| Impératif : |
miantefà |
|
|
| Entrée |
miantefà
(antefa)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif miantefa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|