| Entrée | miangona (angona) | ||||||||
| Partie du discours | verbe actif | ||||||||
| Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [1.1] | |||||||||
| To assemble, to congregate [1.2] | |||||||||
| Se réunir, s'assembler [1.3] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Entrée | miangòna (angona) | ||||||||
| Partie du discours | impératif du verbe actif miangona | ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|