| Entrée |
miangiangy
(angiangy)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manao valavala ratsy ka tsy menatra akory eo imasom-bahoaka: Miangiangy aoka izany amin' ny sakaizany io tovolahy io
[1.1]
|
| | To be proud, to be arrogant, to be too bold and too self-confident. [1.2]
|
| | [Provincial]
To be of a nature loving neatness, etiquette, outside appearances; to be affected in everything [1.2]
|
| Exemples | Izany no hihatra aminy dia noho ny avonavony, satria naneso sy niangiangy tamin'ny vahoakan'ny Tompon'ny tafika.
[2.996]
|
| Morphologie |
| Présent : |
miangiangy |
| Passé : |
niangiangy |
| Futur : |
hiangiangy |
| Impératif : |
miangiangia |
|
|