| Entrée | miana-kendry | |
| Partie du discours | locution | |
| Mots élémentaires | mianaka, hendry | |
| Olona kevokevoka sy dedaka ka na ny zavatra tsy tokony hataony aza dia ataony [1.1] | ||
| Exemples | Inona no ilain'ialahy no aty ialahy no mianakendry manani-bohitra, hoy ity sakalava bangaridana.
[2.895] | |
| Mis à jour le 2023/03/28 |
|