Entrée | miampanga (ampanga) | ||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||
Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako [1.1] | |||||||||
To accuse [1.2, 1.7] | |||||||||
To charge. [1.2] | |||||||||
Accuser, dénoncer [1.8] | |||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Entrée | miampangà (ampanga) | ||||||||
Partie du discours | impératif du verbe actif miampanga | ||||||||
[1.1] | |||||||||
[1.3] | |||||||||
Mis à jour le 2024/05/26 |
![]() |