| Entrée | menafify | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Mots élémentaires | mena, fify | |
| Mena antitra Volombavan' antitra hariva vao menafify [1.1] | ||
| Rouge foncé [1.3] | ||
| Exemples | Narosony faharoa indray izany trondro noho-sorany toton-koba, dia nendasiny nataony menafify ka lany mbamin' ny taolany.
[2.285] | |
| Autres orthographes | mena fify | |
| Tableaux et planches | Les Couleurs | |
| Mis à jour le 2025/04/28 |
|