| Entrée |
meloka
(heloka)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Tsy mahitsy fa mifeloka, vokoka: Vy meloka [1.1]
|
| | Crooked [1.2, 1.7]
|
| | Courbe [1.3, 1.8]
|
| Exemples | ny hazo meloka aza tambinana;
[2.69]
|
|
| Entrée |
meloka
(heloka)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Nahavita hadisoana lehibe: Olomeloka, [1.1]
|
| | Guilty, criminal, sinful [1.2]
|
| | Guilty [1.7]
|
| | Coupable [1.3, 1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Raha misy mandoro ny ala dia ataoko meloka.
[2.508]
|
| 2 | koa raha misy manao izany, ataoko namany ny meloka.
[2.654]
|
| 3 | Fa raha meloka amy ny heloka, dia atao tadimody, ary dia ny havana hiany no mamono azy.
[2.48]
|
|
|
| Entrée |
meloka
(heloka)
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | [Bara]
tezitra
[1.78]
|
| | Angry, displeased [1.2]
|
|
| Entrée |
Melòka
|
| Partie du discours | nom propre (biblique)
|
| | Malluch [2.996]
|
| | Malluk [2.996]
|
| Vocabulaire |
| Exemples | Benjamina, Meloka, Samariasa;
[2.996]
|
| Synonymes | |
|