| Entrée | matsatso (tsatso) | |
| Partie du discours | adjectif | |
| Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1] | ||
| Exemples | Mahery fofona sady matsatso!
[2.471] | |
| Entrée | Matsatso | |
| Partie du discours | nom propre (anthroponyme) | |
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Ary milalao i Soratra sy Matsatso.
[2.48] | |
| Tableaux et planches | Les idoles anciennes | |
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|