|
|
|
|

Entrée matoa
Partie du discours nom
Mots élémentaires ma, toa
 Enti-milaza ny zokiny indrindra amin' ny zanaka (soratana miaraka amin' ny anarana lazainy toetra io teny io): Rasoa no vavimatoa aminay [1.1]
 Aîné [1.54]
Vocabulaire 

Entrée matoa
Partie du discours adjectif
 Raha toa, ny antony naha-...: Matoa very ny omby, tsy tsara ny hidin' ny fahitra [1.1]

Mis à jour le 2025/02/12