Entrée |
matanjaka
(tanjaka)
|
Partie du discours | adjectif
|
Explications en malgache | Be aina, manana herim-batana, matomboka: Tonga daholo ny vatan-dehilahy matanjaka tao an-tanàna Mafy: Heverinao ve fa matartiaka hahazaka itý vata itý io tady io? Be herim-po: Matanjaka eo anoloan' ny fahoriana
[1.1]
|
Explications en anglais | Strong, vigorous; heavily built, corpulent [1.7]
|
Explications en français | Fort, vigoureux; gros; un peu gras [1.8]
|
Exemples |
1 | Fantatra fa matanjaka I Feno.
[2.472]
|
2 | Tia mampiasa teny matanjaka ianao!
[2.944]
|
3 | Ady vaventy sahaza ny olo-matanjaka!
[2.643]
|
4 | Izahay osa, fa hianareo no matanjaka;
[2.996]
|
|
Morphologie |
Présent : |
matanjaka,
matanjak',
matanja- |
Passé : |
natanjaka,
natanjak',
natanja- |
Futur : |
hatanjaka,
hatanjak',
hatanja- |
Impératif : |
matanjaha |
|
Dérivés |
|