|
|
|
|

Entrée maro
Partie du discours adjectif
 Mihoatra ny iray: Ny telo dia azo lazaina fa efa maro
Tsy vitsy, betsaka: Maro no nadinina, fa vitsy no afaka [1.1]
 Many [1.7]
 Beaucoup, nombreux [1.8]
Exemples 
1ary tao anatin'izany taona maro izany dia niova be ihany Ambositra. [2.324]
2Mbola maro ireo ankizy indray nihira tamiko no tratrako tao amin' ny tobinay na tao amin' ny tanàna manodidina: [2.471]
Dérivés 
Synonymes betsaka
Antonymes 

Mis à jour le 2023/06/11