| Entrée |
marin-drano
|
| Partie du discours | locution
|
| Mots élémentaires | marina,
rano |
| | Ny fitovizan-tantana tsy misy avo sy iva amin' ny vohon' ny rano monina Anambarana fa tena marina [1.1]
|
| | Level like water [1.7]
|
| | De niveau comme l'eau [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Vato mizana azo ahetsika (eo amin'ny 1 kilao eo) marina ny lanja raha mijanona marindrano tsara ny hazo
[2.424]
|
| 2 | Ny antoky ny loharanom-bola ilain' ny vondrom-bahoaka itsinjaram-pahefana hampandehanan-draharaha sy hanatontosany ny lahasam-pamokarana dia mametraka olana marindrano.
[4.27]
|
|
|