| Entrée | marika | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Soratra na sary milaza isa: Ataovy marika arabo fa tsy romanina Fanisana, fahaizana manisa: Mianatra marika ~ Manao marika Famantarana: Asiana marika ny lamban' ny kilasimandry Sary fanamarinana, porofo: Atolotray anao itỳ voninkazo itỳ ho mariky ny fankasitrahanay Fakan-tahaka, filamatra: Ity nomeko anao hatao marika, ka nahoana no novanao? Soritra: Ny batemy dia manisy marika tsy azo vonoina ao amin' ny fanahy [1.1] | |||||
| A sign or mark A plan or drawing Arithmetic [1.7] | |||||
| Signe ou marque [1.8] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Morphologie |
| ||||
| Dérivés |
| ||||
| Origine | Explications en français: marque. | ||||
| Mis à jour le 2023/06/14 |
|