| Entrée |
manamarika
(marika)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | To mark; to take note of [1.7]
|
| | Marquer; prendre note de [1.8]
|
| Exemples |
| 1 | Tiako mantsy ny manamarika etoana fa tsy raharahan' olo-meloka iray no atrehintsika izao.
[2.643]
|
| 2 | Isan' ny toetra anankiray manamarika ny fiainan' ny Malagasy koa ny fananany saina mivavaka.
[1.317]
|
|
| Morphologie |
| Présent : |
manamarika |
| Passé : |
nanamarika |
| Futur : |
hanamarika |
|
|