| Entrée |
manozongozona
(hozongozona (hozona))
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Manetsiketsika mafy ary imbetsaka: Manozongozona ny hazo ny rivo-mahery Mampihontsona, manaketraka: Tsy misy afaka manozongozona ny fitokiako anao Mitady haka: Mila hanozongozona ny taniko iny lehilahy iny [1.1]
|
| | To shake to agitate [1.7]
|
| | Secouer, agiter [1.8]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manozongozona |
| Passé : |
nanozongozona |
| Futur : |
hanozongozona |
| Impératif : |
manozongozòna |
|
|
| Entrée |
manozongozòna
(hozongozona (hozona))
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manozongozona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|