| Entrée |
manotrona
(otrona)
|
| Partie du discours | verbe actif
|
| | Mamihina na manodidina amin' ny sandry sy ny tanana: Raha tsy olona telo tsy afaka hanotrona io vatana bontòna io Manodidina: Manotrona ny tany ny ranomasina Miaraka amin' ny olona iray mba hiaro azy sy hanome voninahitra azy: Nanotrona ny lehiben' ny governemanta ny ben' ny tanàna sy ny mpitondra fanjakana teo an-toerana [1.1]
|
| | To escort [1.7]
|
| | Escorter, accompagner [1.8]
|
| Exemples | Tsy manary irery, satria tonga, manotrona, mandevina.
[2.472]
|
| Morphologie |
| Présent : |
manotrona |
| Passé : |
nanotrona |
| Futur : |
hanotrona |
| Impératif : |
manotròna |
|
|
| Entrée |
manotròna
(otrona)
|
| Partie du discours | impératif du verbe actif manotrona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|